Sport

FC Tana Feno 15 taona


  • Zoma 10 Febroary 2023

Feno 15 taona ankehitriny ny klioban’ny baolina kitra sady toeram-panofanana momba izany eto Antananarivo dia ny FC Tana.

Hatreto dia nahatafiditra mpilalao iray ao amin’ny Barea tamin’ireo andiany voalohany dia i Tendry izany, hoy ny fampahafantarana natao. Miisa 6 no milalao ao amin’ny Pro League, izany hoe amina klioba samihafa. Iray any La Réunion dia i Rado. Mitohy ny fampiofanana ho an'ny sokajin-taona 8 hatramin’ny 15 taona ary ny mahaolona manontolo no fiofanana omena ny ankizy, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT