Sport

Barea Niakatra kianja i Rakool


  • Talata 21 Febroary 2023

Ny alahady teo niakatra kianja voslohany tany Alzeria i Koloina Razafindranaivo na Rakool. Tompon-toerana avy hatrany n'y lehilahy

 tao amin'ny Mouloudia Club d'Alger raha nihaona tamin'ny tamin'ny US Biskhra. Nisaraka samy tsy nitoko ny roa tonta fa Rakool Kosa dia tsy niala teo ambon'ny kianja. Voalohany iny fa raha ny filazan'ny mpitantara dia tena nitsanga-menatra ity mpilalao malagasy ity.
Clément Rabary

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT