Sport

Berajo lasa any an-dafy Misy resaka tsy mazava…


  • Talata 21 Febroary 2023

Nianga nihazo an'i Lafrantsa ny alahady teo i Berajo na Razafindrabe Rajo. Voalazan’ny JET Kintana izay hilalaovany fa handeha hisedra fitsapana any amin'iny klioba maromaro ity vodilaharana tao aminy Barea CHAN ity.

Raha ny marina dia ny zava-bitany tany no nahatonga any ho be mpitady izao. Ny somary manaitra kely anefa dia ny tsy fisian'ny anaran'ireo ekipa nanafatra an'i Berajo. Tsy mora anefa ny fifindrana toy izao fa misy fankatoavan'ny federasiona sy ireo ekipa nivoahany ary ny nitaiza azy. Ny tena mampieritreritra dia ny fahafantarana fa ao ambadika ity raharaha ity indray ingahy Lova Ramisamanana ilay nikarakara lalao nataon'ny Barea indroa tany Frantsa nefa dia tsy mbola mazava hatramin'izao ny fandehan'ny vola.
Clément RABARY

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT