Sport

Volley-ball- Afrika Faritra faha 7 Resy sahady ny Stef' Auto


  • Talata 28 Febroary 2023

Ho sarotra ny miandry ny ankizin'ny Stef'Auto amin'ny fiadiana ny tompondakan'ny Faritra faha 7 volleyball. Vao nanomboka mantsy ry Nadjima dia voavely kanota raha nihaona tamin'ny Tampon Gecko.

Nanao be fiditra anefa ny ekipan'i Gildas Zafindalana saingy nojanona teo amin'ny seta voalohany ihany (25/22) fa nifoha tamin'ny torimasony ry zareo avy any La Reunion ka nanao tohi-vakana ny seta telo manaraka. Mbola tsy eo am-pelatanana moa ny vokatra omaly nihaonan'ny Stef'Auto aimin'ny Rodrigues fa na izany aza ho sarotra satria hatreto qloha dia tena manatombo ry zareo Maorisianina avy any Quatre Bornes izay tompon'ny amboara farany .Raha momba ny GNVB lehilahy indray dia nandresy tsy miady ny Kaomorianina Nioumachoi.
Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT