Sport

Baolina kitra Very toerana 8 indray ny Barea


  • Zoma 07 Aprily 2023

Very toerana miisa 8 indray ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na ny Barean’i Madagasikara,

raha ny filaharana navoakan’ny federasionina iraisampirenena na FIFA omaly. Lasa faha 110 amin’ireo firenena miisa 211 mpikambana ao amin’ny FIFA ny Barea. Very toerana 2 kosa isika raha mitaha amin’ireo firenena aty Afrika satria lasa faha 25. Ny faharesena 2 sosona nanoloana an’i Centrafrique nandritry ny fifanintsanana hiadiana ny tapakilan’ny tompondakan’i Afrika ny volana martsa teo tao amin’ny sokajy E no nampivarina antsika ho amin’izao laharana manalavitra ny Top 100 na ny laharana 100 voalohany izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT