Sport

Barea CHAN Efa tafita hiatrika ny manaraka ny Malagasy


  • Alakamisy 20 Aprily 2023

Asa tena izay ve no fandaharana rehefa nampitoboina ny isan'ireo hiatrika ny famaranana ny CHAN 2024 fa dia tafiditra ao aloha ny Barea an’i Roro Rakotondrabe.

Miisa 18 ireo firenena hiatrika ny vondrona famaranana ny CHAN 2024. Hita ao avokoa ireo nilalao tany Alzeria farany teo. Ankoatra an'i Madagasikara dia misy ireto firenena ireto : Alzeria, Maroc, Soudan, Mali, Sénégal, RDC, Angola, Ghana, Libye, Ouganda, Mozambique, Cameroun, Congo Etiopia, Niger ary Côte d'Ivoire.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT