Sport

Allan Rakotovazaha Te hanaraka ny dian’i Iker Casillas


  • Talata 09 Mey 2023

Te ho tonga matihanina sy hahazo amboara amina fifaninanana goavana aho, hoy ny mpiandry tsatoby sady kapitenin’ny ekipam-pirenen’ny baolina kitra malagasy latsaky ny 23 taona na Barea U23,

Allan Rakotovazaha. Noraisiko ho filamatra hatramin’izay, hoy izy, ilay mpiandro tsatoby espaniolina kalaza tamin’ny fotoan’androny, Iker Casillas, reharehan’ny Réal Madrid tamin’izany. Mifanakaiky ny tsangananay rehefa jerena ny fomba filalao sy fakana baolina eo amin’ny tsipika manamorona ny tsatoby, hoy hatrany ny tenany. 22 taona moa ankehitriny i Allan ary milalao ao amin’ny klioba frantsay US Créteil Lusitanos, izay ao amin’ny fifaninanam-pirenena natokana ho an’ireo mbola tsy matihanina ao an-toerana na National 2.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT