Sport

Basketball Nodimandry i Rapo Devise


  • Talata 09 Mey 2023

Misaona ny Fanantanjahantena malagasy. Nodimandry omaly tany Lafrantsa i Rapo Devise. Olobe''ny Toliara ary modely ho an'ny tanora maro i Rapo

Teo amin'ny basket no tena nahafantarana azy satria efa nandrafitra ny ekipam-pirenena izy fony izy tao amin'ny Cimelta .Nilalao tao amin'ny Jirama Toliara handball koa izy ary efa mpilalao kitra ihany koa. Toa ireo olobe taloha dia havanana amin'ny taranja rehetra i Rapo sady nanambatana. Izany no tena tonga amin'ny fiteny hoe very olomanga ny Fanatanjahantena malagasy. Mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviany.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT