• Talata 18 Aprily 2023
Sport.Lomano 50m papillon Nomontsanin'i Holy Antsa ny fotoana tsara indrindra

Isan'ny andrandraina hitondra vokatra tsara mandritry ny Lalaon'ny Nosy i Holy Antsa Rabejaona. Fandresena

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aprily 2023
Sport.Lalao ara-panatanjahantena Sady mampitambatra no manabe ireo tanora

Tena ilaina ny fanaovana fanatanjahantena ho an’ny tanora. Sady manokatra ny sainy mantsy izany no manampy azy ireo hahay hifandray sy hifanerasera amin’ireo namany ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aprily 2023
Sport.Rallye Nodimandry i Raplay

Misaona ny tontolon'ny familiana fiarakodia . Nodimandry tany Paris i Yves Ramanantsoa fantatry ny maro amin'ny anaram-bositra hoe Raplay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aprily 2023
Sport.Volley-ball - Honoré Razafinjatovo " Miankina amin'ny enti-manana ny vokatra "

Misy dia misy ny fanantenana handrombaka ny medaly volamena mandritra ny Lalaon'ny Nosy, hoy Honoré Razafinjatovo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aprily 2023
Sport.Baolina Kitra - Pro League Romotra ny Disciples FC

Nanamarika ny andro faha 14 ny Orange Pro League ny namontsanan'ny Disciples FC ny Dato tao antananany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aprily 2023
Sport.Ligin’Analamanga Nampianarin’ny Sainte Anne ny CFFA Andoharanofotsy

Miditra amin’ny andro fahatelo ankehitriny ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga eo amin’ny taranja baolina kitra, divizionina voalohany, ho an’ity taom-pilalaovana 2023 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT