• Alatsinainy 22 Mey 2023
Sport.Taekwondo sy Kickboxing Nanantena handrombaka medaly maro, voahilika anefa

Anisan’ireo taranja nesorina ary tsy hifaninana mandritra ny lalaon’ny nosy andiany faha 11 ho tanterahina eto Madagasikara ny kick boxing sy Taekwondo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2023
Sport.Lalaon'ny Nosy Ataovy tanànan'ny Lalao i Vontovorona

Amboarina ny lalana mankeny Vontovorona eny amin'ny ivon-toeran'ny fanatanjahatena izay naorin'i Arizaka Rabekoto Raoul ho an'ny CNaPS

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Mey 2023
Sport.Judo- Tompondaka eran-tany Resy i Laura Rasoanavo

Vao nanomboka dia resy i Laura Rasoanavo Razafy nandritry ny fiadiana ny tompondaka eran-tany notontosaina tao Qatar omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Mey 2023
Sport.Karaté Lasa i Solofo Be , maka toerana i Vazaha ?

Tena efa milamina araky ny fanambaran'i Emile Vazaha Ratefinanahary tokoa ve ny karaté eto Madagasikara ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Mey 2023
Sport.Baolina Kitra Arovan'i Patrice Beaumelle i Rakool

Fantatra fa mbola tena tsy mahafa-po ny lalaon'i Koloina na Rakool ao amin'ny Mouloudia d'Alger.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Mey 2023
Sport.Basket-ball 3x3 Fantatra ireo ho any Vienne

Tsy nisy fahagagana fa ireo tompon-dakan'ny Afrika teo amin'ny basket 3x3 ihany no solontena any amin'ny fiadina ny ho tompondaka eran-tany hatao any Vienne Autriche.

Hamaky ny tohiny
FTT