- Talata 09 Mey 2023
Sport.Rallye Motul Vory lanona ny andrarezina
Raikitra indray e ! Hanomboka ny taom-pilalaovana ny Rallye toy ny mahazatra ny klioba FMMSAM.
Hamaky ny tohinyRaikitra indray e ! Hanomboka ny taom-pilalaovana ny Rallye toy ny mahazatra ny klioba FMMSAM.
Hamaky ny tohinyIsan'ireo mpilalao mbola ajoroko matetika i Koloina, hoy i Patrice Beaumelle, mpanazatra ny klioban’ny baolina kitra
Hamaky ny tohinyMisaona ny Fanantanjahantena malagasy. Nodimandry omaly tany Lafrantsa i Rapo Devise. Olobe''ny Toliara ary modely ho an'ny tanora maro i Rapo
Hamaky ny tohinyTe ho tonga matihanina sy hahazo amboara amina fifaninanana goavana aho, hoy ny mpiandry tsatoby sady kapitenin’ny ekipam-pirenen’ny baolina kitra malagasy latsaky ny 23 taona na Barea U23,
Hamaky ny tohinyRaha efa nisy tokoa ny fanomezana ny vola, asehoy ary ny sary sy sonia ary ny laharan’ireo kaonty nandefasana azy miaraka amin’ny hoe ohatrinona avy. Izany no resaky ny olona manoloana ny volan’ny Barea CHAN lasa miteraka resabe.
Hamaky ny tohinyMba omeo hasina ireo Barea nanao Chan 2023, hoy ny kapitenin’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra teo aloha, Faneva Andriatsima na Faneva Ima.
Hamaky ny tohiny