Sport

Barea- Ghana Mety ho sahala


  • Zoma 16 Jona 2023

Efa tonga hatramin'ny tsy nantsoina ireo mandrafitra ny Barea hiatrika ny Barea ny alahady amin'ny dimy ora.

Tena vonona izany ireto ekipan'ny Roro Rakotondrabe ireto raha izao no fisehoany satria efa tonga koa i Hakim Abdallah izay tratra afara. Miandrandra fandresena ny Barea raha ny resaka nataon'i Roro saingy ny mpamakafaka mahita fa tena sarotra izany handresy Ghana izany na dia eto amintsika aza ny Lalao. Nefa na izany aza dia mwty mahatazona sahala ihany ny Barea raha tonga dia manidy trano amin'ny fametrahana rindrina roa ka ny voalohany ahitana an'i Ando Manoelantsoa ilay zandrin'i Bolida sy Lalaina CFFA Ny vodilaharana indray dia ankinina amin'i Fabien Boyer sy Datsiry. Moakina amin'ny vovokaina no ampijoroana an' Romain Metanire sy Tantely Disciples any amin'ny sisiny. Tokony f handeha io 4-2-3-1 fa azo à atao tsata koa ny 3-5-2 ka i Théodin no manampy an'i Datsiry sy Boysr. Ny mpiandry tsatokazo indray dia tokony ho i Nina ihany .Asa anefa fa raha ny ho amboarina dia tokony Allwn Rakotovazaha indray no ajoro.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT