Sport

Baolina Kitra Nandresy an’i Pakistan ny nosy Maorisy


  • Alakamisy 15 Jona 2023

Tsara fanombohana i Fidy Rasoanaivo izay mpanazatra ny ekipam-pirenena maorisy. Nandresy ny Pakistan 3 noho 0 mantsy ry zareo ny alahady teo tao amin'ny kianja Côte d'Or.

Samy niaky ny rehetra fa nahazo aina vao ny Club M. Ny minisitry ny Fanatanjahantena any an-toerana aza dia vaky vava hoe niova endrika mihitsy ny baolina kitra maorisy. I Fidy Rasoanaivo kosa nanoloana ny mpanao gazety dia nidera ireo mpilalao nahafehy ny toromarika rehetra ary nanentana ny rehetra hanohana ity ekipa ity. Manana mpilalao tsara i Maorisy hoy ihany i Fidy Rasoanaivo ary tena mety lasa lavitra. Fampitandremana sahady izany ho an'ny Barea afaka volana vitsivitsy.

Légende : Rado Rasoanaivo, izay Malagasy no mpanazatra ny ekipam-pirenena Maorisianina amin’ny baolina kitra

Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT