- Zoma 16 Jona 2023
Sport.Barea- Ghana Mety ho sahala
Efa tonga hatramin'ny tsy nantsoina ireo mandrafitra ny Barea hiatrika ny Barea ny alahady amin'ny dimy ora.
Hamaky ny tohinyEfa tonga hatramin'ny tsy nantsoina ireo mandrafitra ny Barea hiatrika ny Barea ny alahady amin'ny dimy ora.
Hamaky ny tohinyHoterena ireo hotely kanefa ny vola manjavozavo…
Hamaky ny tohinyMafy ny mahazo ny mpanazatra Roro Rakotondrabe izay tsy takona afenina fa hiaran'ny tsindry samihafa hany ka lasa 28 no eo raha 23 no tena ara-dalana.
Hamaky ny tohinyTsara fanombohana i Fidy Rasoanaivo izay mpanazatra ny ekipam-pirenena maorisy. Nandresy ny Pakistan 3 noho 0 mantsy ry zareo ny alahady teo tao amin'ny kianja Côte d'Or.
Hamaky ny tohinyTsy afaka ny sazy mikasika ny Federasion’ny tsipy kanetibe Malagasy na FSBM ! Izay no vara-datsaka izay efa fantatra taorian'ny fivoriamben'ny FIPJP tamin'ny 19 may lasa teo .
Hamaky ny tohinyTsy afaka ny sazy mikasika ny Federasion’ny tsipy kanetibe Malagasy na FSBM ! Izay no vara-datsaka izay efa fantatra taorian'ny fivoriamben'ny FIPJP tamin'ny 19 may lasa teo
Hamaky ny tohiny