Sport

Basketball Jerry Rabibisoa irery no voatazona


  • Alakamisy 13 Jolay 2023

Fa dia efa tena manana ny vonona ve no baskety malagasy no dia manao tsinotsinona ireo xandrikely nandray anjara tamin'ny Amboara eran-tany farany teo

Sa dia mbola misy tsy milamina taorian'iny fametrahana fialana ny coach Mémé Randria. Ny vaovao farany mantsy no nahalalana fa Jerry Rabibisoa irery no voatazona. Mba nojerena ihany ny hafa fa toa manahirana satria mety ho voatazona any amin'ny 3x3 ry Elly sy Livio raha raikitra ihany fa tsy mahazo mifangaro ny lisitra. Ary raha mahazo aza dia manana aina amin'ny izany ve ireto tany Vienne ireto. Asa aloha fa tena mbola eny ambony rahona izao ny basket malagasy ka mila midina eto antany amin'izay sao eto antoerana vao ho afa-baraka Tena msnomana mantsy na La Réunion na Seychelles ka sao voa eo vao hoe dony aho Ranaotra.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT