• Alakamisy 22 Jona 2023
Sport.Baolina Kitra Tsy nandalo antsapaka ny klioba Pro League

Mbola azo lazaina ho amboaran'i Madagasikara ihany ve izao ataon'ny FMF izao satria tsy voahaja ilay endrika maha

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2023
Sport.Tennis - Amboara Davis Efa any Kinshasa ny Malagasy

Mba ahavita hiakatra vondrona toy ny nataon'ny vehivavy tamin'ny Amboara Billie Jean King, ve ny lehilahy ?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2023
Sport.Basketball - Ankoay U19 Hifandona amin’i Etazonia avy hatrany

Rahampitso alakamisy no hiala ao Serbia hihazo an’i Hongria hiatrika ny amboara eran-tany eo amin’ny taranja Basketball ho an’ny latsaky ny 19 na Mondial U19 ny ekipam-pirenena Malagasy na Ankoay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2023
Telma coupe de Madagascar 2023 Hanomboka ny 24 jona ny 1.16n-dalana

Hanomboka ny 24 jona izao ny 1/16n-dalan’ny Telma coupe de Madagascar 2023. Faritra miisa 9 no handraisana ireo lalao ka ankoatran’ny eto Antananarivo dia handray izany koa ny ao Mahajanga,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2023
Sport.Baolina kitra Hifampitady i coach Rôrô sy coach Fidy

3 volana sisa, raha tsy misy ny sampona, dia tonga amin’ilay tononkira izy ity hoe «Madagasikara handray ny lalaon’ny nosy».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2023
Sport.Barean’i Madagasikara Miainga aloha ny rivo-baovao

Tsy tonga lafatra ny lalao nasehon’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barea nanoloana Black star avy atsy Ghana ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
FTT