• Alatsinainy 12 Jona 2023
Sport.Orange Pro League Lasa ny Fosa Juniors

Raha tsy misy ny sampona ary mbola sarotra amin'ny Malagasy izany remontada izany dia any amin'ny fsmaranana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jona 2023
Sport.Tennis - Amboara Billie Jean King Tafakatra Vondrona III i Madagasikara.Mafy.

Tena mafy ireo tovovavy efatra niaro ny voninahitr'i Madagasikara nandritry ny fiadiana ny Amboara Billie Jean King.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jona 2023
Sport.Baolina kitra « Ny ligy no lany daty »

Nisy diso tsy nahy tamin'ny lahatsoratra mikasika ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra izay fanehoan-kevitra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2023
Sport.Hetsika Moto show Tranoheva miisa 60 eo no hampiranty tontolon’ny kodiaran-droa

Ho tontosaina ny 9, 10, 11 jona izao eny amin’ny CCI Ivato ny hetsika fampiratiana goavana momba ny kodiaran-droa na «Moto show».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2023
Sport.Ibrahim Amada «Mety mbola ho tafiditra anaty lisitra»

Nanazava ny antony nahitana ny kapitenin’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barea farany teo, Ibrahim Amada,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2023
Sport.Barea U23 Mandray anjara amin'ny fifaninanana any Mantes la Ville

Ny hananan'i Madagadikara mpandimby tena havanana ireo Barea no mbola himatimatesan'ny UFICASM miaraka amin'ny fikambanana Madas.

Hamaky ny tohiny
FTT