- Talata 27 Jona 2023
Sport.Orange Pro League Hiady ny famaranana ny Fosa
Efa nampoizina ! Tody any amin'ny famaranana ny Fosa Juniors raha nandresy 3 noho 1 ny Ajesaia tao amin'ny Kianja Alexandre Rabemananjara ny alahady teo.
Hamaky ny tohinyEfa nampoizina ! Tody any amin'ny famaranana ny Fosa Juniors raha nandresy 3 noho 1 ny Ajesaia tao amin'ny Kianja Alexandre Rabemananjara ny alahady teo.
Hamaky ny tohinyNandresy mazava 4 noho 0 ny Disciples FC nanoloana ny FOMELA Ambalavao ny alahady teo tao amin'iny kianja
Hamaky ny tohinyTsara ny zava-bitan'ny Ankoay U19 nandritry ny fiadiana ny tompondaka eran-tany any Debrecen Hongria. Resin'ny Amerikanina tamin'ny isa mavesatra 136 noho 69 ny Malagasy fa na izany aza dia nanohitra ihany.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany hatreto ny fametrahan’i Laura Rasoanaivo ny maha laharana voalohany manerana izao tontolo izao azy eo amin’ny taranja haiady Judo.
Hamaky ny tohinyFandresena 3 noho 0 no azon'ny Malagasy omaly tany Kinshasa raha nihaona tamin'ny Lesotho. I Roméo
Hamaky ny tohinyHotontosaina amin'ny faran'ny herinandro izao ny lalao manasa-dalana miverina ny Orange Pro League.
Hamaky ny tohiny