Sport

Baolina kitra Nandresy an'i Mayotte ny Barea !


  • Alatsinainy 31 Jolay 2023

Nahazo hery ny Barea CHAN izay manoman-tena amin'ny Lalaon'ny Nosy taorian’ny nandreseny omaly ny ekipan'i Mayotte.

Telo noho iray no niafaran'ity lalao izay tafiditra ihany koa amin'ny fankalazana ny jobilin'ny filohan:ny Federasiona teo aloha Ahmad. Nitombo avo ria heny izany ny hafaliana ho an:ny mponina tao Mahajanga. Efa mampouzina ihany izao fandresena izao satria azo lazaiana nilalao tao antananany ihany ny Barea noho ireo mpilalaon'ny Fosa Juniors marobe mandrafitra ity ekipan'i Roro Rakotondrabe ity.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT