• Alarobia 05 Jolay 2023
Sport.Fanatanjahantena sy lalao iraisam-pirenena

Mila manova fomba fiasa ny mpitantana »

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Jolay 2023
Sport.Basketball Anaty ekipa voafantin'i Afrika i Mathias M'Madi

Na dia tsy mbola hoe draft NBA aza dia mba efa tsy lavitra ity an'i Mathias M'Madi ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Jolay 2023
Sport.Ankoay U19 Nigadona an-tanindrazana omaly

Nigadona an-tanindrazana omaly 4 jolay 2023 ny Ankoay, izay niatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin'ny taranja Basket Ball U19.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Jolay 2023
Sport.Baolina kitra- Amboaran'i Madagasikara Nangoron-damba ny Pro League fito

Zava-doza tamin'ny klioba ao anaty Pro League iny 1/16 iny. Fito tamin',ireo heverina ho sangany mantsy no nihintsana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jolay 2023
Sport.Baolina Kitra Hiaka-dapa ny Pro League

Ho tontosaina etsy amin'ny Kianja Barea ny alahady izao ny famaranana ny Orange Pro League izay hifandonan'ny Fosa Juniors sy ny AS Fanalamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jolay 2023
Sport.Basket U19 tany Hongria Namono baolina be indrindra i M'Madi

Tapitra ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany eo amin'ny lehilahy latsaky ny 19 taona eo amin'ny basket. Faha 14

Hamaky ny tohiny
FTT