- Alatsinainy 03 Jolay 2023
Sport.Basketball U19 Laharana faha 14 ny Ankoay
Mbola resin'ny Egyptianina tamin'ny isa mavesatra 104 noho 64 ny Ankoay tamin'ny lalao fiadian-toerana omaly tao Debrecen.
Hamaky ny tohinyMbola resin'ny Egyptianina tamin'ny isa mavesatra 104 noho 64 ny Ankoay tamin'ny lalao fiadian-toerana omaly tao Debrecen.
Hamaky ny tohinyNandeha tsy novohizina ny fifidianana izay ho filohan'ny seksiona baolina kitra vaovao. Lany tamin'ny izany ny Dokotera Lova Fiarovana.
Hamaky ny tohinyTena tsy nisy ady hevitra ny fihaonana teo amin'ny Malagasy sy Frantsay omaly fa dia nandrivorivo ny kapoka ary tsy nifarana raha tsy 119 noho 56.
Hamaky ny tohinyEfa somary manokatra varavarana i Azéma
Hamaky ny tohinyAnisan’ny klioba manatanjaka indrindra amin’ny filalaovana tsipy kanetibe ny Pétanque Club Talatamaty, tarihin’ny filohany Rakotomalala Honoré.
Hamaky ny tohinyNandiso tanteraka ny tombatombana ny AS Fanalamanga raha nanilika ny COSFA omaly teny amin'ny Kianja Elgeco Plus.
Hamaky ny tohiny