Sport

Judo- Juniors Laharana voalohany eran-tany i Laura Rasoanaivo


  • Alarobia 02 Aogositra 2023

Niakatra laharana voalohany eran-tany eo amin'ny Sokajy juniors indray i Laura Rasoanaivo taorian'ny

nandrombahany ny tompondakan'i Afrika judo farany teto Antananarivo.Voalohany izy ary manana isa 600 raha 496 ny an'ilay Alema Bock Samira. Izany hoe mbola mety eo amin'io toerana io i Laura Rasoanaivo. Ny tanjony moa dia ny mba hahatonga azy any amin'ny Lalao Olympika amin'ny 2024. Mila miezaka izy manenjika isa any amin'ny sokajy seniors. Raha ny herintsainy aloha dia tsy ho sarotra aminy no tody amin'ieany tanjona izany indrindra moa fa raha mbola ho azony indray ny medaly volamena mandritry ny Lalaon'ny Frankofonia eo amin'ny sokajin-danja latsaky ny 70 kg.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT