Sport

100 metatra tsy misy fefy, sokajy vehivavy Tsy nampoizina ny zava-bitan’i Njarasoa Claudine


  • Alarobia 02 Aogositra 2023

Tao anatin'ny sokajin’ny antsoina hoe “Outsider”, izany hoe, karazan’irony atleta manao ny fandraisana anjara ho hany zava-dehibe irony,

no nanasokajian’ireo mpamakafaka fanatanjahantena ny solontena malagasy any amin’ny lalaon’ny frankofonia, Njarasoa Claudine Nomenjanahary. Nahazo ny laharana faha 4 nefa ny tovovavy omaly. Nahavita 11.51" ny hazakazaka 100 metatra izy, zava-bita azo lazaina hoe tsy nampoizin’ireo mpandinika, araka izany. Ilay Ivoirianina Kone Maboundou no nahazo ny medaly volamena raha nahavita 11.24" teo amin’izay 100 metatra tsy misy fefy, sokajy vehivavy, izay, hoy hatrany ny tati-baovao voaray.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT