Sport

Lalan’ny Frankofonia Nisantatra ny medaly i Mbola Rakotoniaina


  • Talata 01 Aogositra 2023

Mbola Rakotoniaina, mpikatroka taranja tolona na “lutte” no nisantantra ny medaly ho an’ny Malagasy

omaly nandritry ny lalaon’ny frankofonia 2023 atao any Kinshasha, Kongo. Azony ny medaly volafotsy teo amin’ny sokajy lehilahy, latsaky ny 74kg, rehefa lavon’ilay romanina, Maxime Vasilioglo teo amin’ny famaranana. Tena avo lenta ny lalao, raha ny fijerin’ny tekinisianina azy, ary sarotra ho antsika ny nandavo ny mpitolona tatsy Romania. Tamin’ny isa mavesatra 0 noho 10 moa no nandavoana antsika, raha ny tati-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT