- Alatsinainy 31 Jolay 2023
Sport.Baolina kitra Nandresy an'i Mayotte ny Barea !
Nahazo hery ny Barea CHAN izay manoman-tena amin'ny Lalaon'ny Nosy taorian’ny nandreseny omaly ny ekipan'i Mayotte.
Hamaky ny tohinyNahazo hery ny Barea CHAN izay manoman-tena amin'ny Lalaon'ny Nosy taorian’ny nandreseny omaly ny ekipan'i Mayotte.
Hamaky ny tohinyHandraoka medaly volamena betsaka indrindra sy handrombaka ny laharana voalohany no tanjona.
Hamaky ny tohinyGaborone United no hifandona amin'ny Elgeco
Hamaky ny tohinyEfa mahavelom-bolo ny zava-bita eny amin'ny Kianja Alarobia nasiam-panavaozana. Am-polon-taona aty aoriana dia voasolo ihany ny karipetra fihazakazahana.
Hamaky ny tohinyMandeha ila ankehitriny ny fikarakarana ny lalaon’ny nosy, hoy ny filohan’ny taranja ady totohondry, Herimamy Rabarisoa.
Hamaky ny tohinyHisy ihany ve ny Lalaon'ny Nosy sa tsia. Hatreto mantsy na dia iray volana aza sisa dia tena mbola tsy re be tsy re kely miova toa tsobo-dranon-dRamiangaly ka mitranga mihemotra.
Hamaky ny tohiny