Lalaon'ny Nosy

Tsipy kanetibe Afaka milalao tsara ny Malagasy


  • Zoma 25 Aogositra 2023

Vaovao tena mahafaly ny fahazoan'ny tsipy kanetibe mandray anjara amin'ny Lalaon'ny Nosy. Nilefitra ihany izany i Claude Azéma

ka namotsotra ny sazy. Midika izany fa afaka mandray anjara any amin'ny fiadiana ny Amboara afrikanina sy manerantany ihany koa isika. Izay nahatonga ny sazy ho afaka aloha dia mbola baraingo saingy ny hany fantatra dia ny Ministeran'ny Fanantanjahantena no nanao ny fanelanelanana. Ny azo antoka raha tsara ny safidin'ireo mpanazatra dia mba ho azo daholo ireo medaly volamena fito amin'ity taranja ity. Eny Vontovorona izany ny fotoana.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT