- Zoma 04 Aogositra 2023
Sport.Baolina Kitra Ambohipihaonan'ny katita aty Antsirabe
Maresaka ety amin'ny kianjan'ny Star eto Antsirabe. Totonsaina eto mandritry ny herinandro ny Challenge des Jeunes izay karakarain'ny AS Magma.
Hamaky ny tohinyMaresaka ety amin'ny kianjan'ny Star eto Antsirabe. Totonsaina eto mandritry ny herinandro ny Challenge des Jeunes izay karakarain'ny AS Magma.
Hamaky ny tohinyIn-telo niova trano izahay hatramin’ny nahatongavanay taty Kongo, hoy ny solontenan’ireo alteta malagasy miatrika ny lalaon’ny frankofonia andiany faha 9 atsy Kinshasha,
Hamaky ny tohinyNandrombaka ny medaly volamena teo amin'ny 100m misy fefy i Sidonie Fiadanantsoa nandritry ny Lalaon'ny Frankofonia tanterahina any Kinshasa amn’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Niakatra laharana voalohany eran-tany eo amin'ny Sokajy juniors indray i Laura Rasoanaivo taorian'ny
Hamaky ny tohinyNa dia tsy tafiditra amin'ny taranja hifaninan'ny mpiasam-panjakana ASIEF any Toamasina aza ny ady totohondry dia nahita izany omaly tao ao amin'ny kianja mitafo Soavita ireo mpijery.
Hamaky ny tohiny