• Alatsinainy 24 Jolay 2023
Sport.Jeneraly José Randrianirina "Ny baskety 3x3 no tena manavanana ny Malagasy "

Mpitsara iraisam-pirenena teo amin'ny basketball ny Jeneraly José Randrianirina izay tena nahafehy tanteraka ity

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2023
Sport.Hatrany amin’ny fanatanjahantena Halatra no mameno ny firenena

Savorovoro be tsy misy ohatran’izany hatramin’ny omaly no mitranga eo anivon’ny tontolon’ny taranja basikety noho

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2023
Sport.Basket 3x3 Wuxi Challenge Fahaefatra ny Malagasy

Mbola namiratra indray ny Malagasy izay mitondra ny anarana hoe Antananarivo nandritry ny Wuxi Challenge 3x3 basket tany Chine.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2023
Sport.Lalaina Nomenjanahary na Bolida Hanazatra ny Paris FC U19

Taorian’ny fahazoany ny mari-pahaizana maha mpanazatra BEF na “Brevet d'Entraîneur de Football”, izay tsiahivina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2023
Sport.Baolina Kitra Mbola Hakim ihany no Abdallah

Lasa nilalao any Roumanie ao amin'ny Dinamo Bucarest indray ilay mpanafika an'i Roro sy Dupuis, Hakim Abdallah.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2023
Sport.Lalaon'ny Nosy- Baolina Kitra Lasa Vazaha misolo Vazaha !

Tena tsy mahita handaniana vola ve ny Ministeran'ny Fanatanjahantena no dia mahavita manafatra vazaha telo be

Hamaky ny tohiny
FTT