- Alakamisy 31 Aogositra 2023
Ady totohondry. Nanala baraka ny Malagasy!
Tokony esorina tsy hitantana intsony ireo filohan'ny federasiona ratsy vokatra tamin'ity Lalaon'ny Nosy ity.
Hamaky ny tohinyTokony esorina tsy hitantana intsony ireo filohan'ny federasiona ratsy vokatra tamin'ity Lalaon'ny Nosy ity.
Hamaky ny tohinyVita ho azy ny fanomanana ny tompondakan’i Afrika na CAN manaraka,
Hamaky ny tohinyNiditra tamin’ny andro fahaefatra omaly ny lalaon’ny Nosy tanterahana eto Madagasikara. Mbola mitazona ny laharana voalohany
Hamaky ny tohinyNanaovan’i La Reunion ady mitsatsaka, araka ny fitenin’ny tanora, ilay vodilaharan’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra, Fabien Boyer,
Hamaky ny tohinyHorakoraka tsy nisy ohatra izany ny teny amin'ny dobo filomanosana teny Vontovorona omaly tolakandro rehefa nandray ny volamena fanintelony i Jonathan Raharvel Téo amin'ny 200 m brasse.
Hamaky ny tohinyTsy ho ataon'ny olona ho fakana isa intsony kosa aloha ny handball! Izay ny resaka nifanaovanay omaly teny
Hamaky ny tohiny