Basketball

Nanjaka ny Malagasy


  • Alatsinainy 28 Aogositra 2023

Tsy misy hokianina ny basket malagasy amin'ity Lalaon'ny Nosy ity. Teo amin'ny vehivavy aloha dia nataon'ny Ankoay tsy nisotro rano ny Maorisianina.

Isa 92 noho 17 no nisarahana raha efa 51 noho 4 tamin'ny fialan-tsasatra. I Kristina Rakotobe izay nahatafiditra baolina 20 no voahosotra ho mpilalao mendrika indray.Teo amin'ny lehilahy 5x5 indray dia nandresy ny La Réunion tamin'ny isa 56 noho ny 46 ny ry Elly sy ny namany. Ary raha noheverina ho vizana ry Elly, Livio, Arnol ary Rick Ley dia nandresy an'i Maorisy tamin'ny isa 21 noho 5 ho an’ny basket “”3x3”.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT