- Alatsinainy 07 Aogositra 2023
Sport.Lalaon’ny ASIEF Nandresy ny faritra Antsinanana ny governemanta
Nisy ny lalao ara-pirahalahiana nifanandrinan'ireo mpikambana ao amin'ny Governemanta tarihin'ny Praiminisitra Ntsay Christian
Hamaky ny tohinyNisy ny lalao ara-pirahalahiana nifanandrinan'ireo mpikambana ao amin'ny Governemanta tarihin'ny Praiminisitra Ntsay Christian
Hamaky ny tohinyNibata ny medaly alimo ny Ankoay vehivavy nandritry ny Lalaon'ny Frankofonia.
Hamaky ny tohinyVoahosotra ho tompondaka eran-tany eo amin’ny taranja Beatbox na irony talenta famoahana mozika amin’ny alalan’ny vava sy mpiotifeo irony fotsiny ihany ilay mpanakanto malagasy, Do-B.
Hamaky ny tohinyNankalaza ny faha 31 taonany ny faran’ny herinandro teo ilay lohalaharan’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na Barean’i Madagasikara, Njiva Rakotoharimalala.
Hamaky ny tohinyHiteraka olana eo amin’ny firafitry ny ekipa…
Hamaky ny tohinyTena mbola tsy nisy ohatraan'ity indray mitoraka ity. Handray anjara amin'ny Cosafa Cup atsy Afrika Atsimo ny 23 aogositra ka hatramin'ny 3 septambra.
Hamaky ny tohiny