Lalaon'ny Nosy

Volley Niova endrika ireo vehivavy Malagasy


  • Talata 29 Aogositra 2023

Mety ho azon'ny vehivavy malagasy amin'izay ny medaly volamena amin'ity Lalaon'ny Nosy indray mitoraka ity Izany

daholo ny hevitry ny maro ny alahady teo teny Ankatso. Nandresy ny Maorisianina tamin'ny seta 3 noho 1 mantsy ireo mpilalaon'ny Ralem. Ary tsy hoe nandresy fotsiny fa tena nampiseho endri-dalao mahavalalany hany ka kivy hatramin-dry zareo La Réunion. Tena niova ary tena nivoatra ny endri-dalao nasehon'ny vehivavy Malagasy Nojeren'ny Maorisianina fotsiny ny kapoka mandrivorivo nataon'i Eugénie sy Lalah.Lanampitrotraka iany koa ny hafetsehan'ilay mpizara baolina, i Fify Olina avy ao amin'ny GNVB. Tena tsara ary raha mitohy izany ka tsy misaraka io vondrona dia tsy mety ho resy intsony ny vehivavy Malagasy.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT