Sport

Taranja lomano Tontosan’i Ony Mbolasoa ny zava-bita tsara indrindra


  • Talata 29 Aogositra 2023

Tontosan’i Ony Mbolasoa, raha ny angom-baovao voaray omaly momba ny lalaon’ny nosy aty amin’ny ranomasimbe

indianina atao eto Madagasikara, ny zava-bita tsara indrindra teo amin’ny taranja lomano, 100m, sokajy zazavavy. tao anatin’ny ampaham-potoana 1minitra sy 10segaondra ary 50tiersa na 01.10.50 no nanatontosany izany raha toa ka 01.10.52 no vita tamin’ny taona 2012. Ony Mbolasoa no isan’ny hisolo-tena an’i Madagasikara ihany koa any amin’ny tompondaka eran-tany ho an’ny sokajy zandriny na Junior ny 1 septambra izao. Any Israely moa no hanatontosana izany, raha ny fampitam-baovao voaray sy fampahatsiahivana hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT