Lomano

Nanao fahagagana i Tendry Rakotobe


  • Talata 29 Aogositra 2023

Tanora mbola vao erotrerony anefa efa tena mafy i Tendry Rakotobe. Tonga fahatelo teo amin'ny 100m dos mantsy

izy omaly ary nahazo ny medaly alimo.1.02.60 nanaovany io halavirana io teny amin'ny dobo filomanosana mitafo an'ny CNaPS. Efa nampoizin'ny Federasiona ny lomano ihany io vokatra matoa efa halefana any Israely hiatrika ny fiadiana Izay ho tompondaka eran-tany juniors i Tendry ny 01 septambra izao. Fa andron'ny Tendry omaly satria teo amin'ny 100 m lomano 4 karazana ho an'ny vehivavy dia nibata ny medaly alimo koa ny ekipa malagasy notarihin'i Tendrinavalona Idealy. Mbola io medaly alimo io koa no azon'ny lehilahy malagasy teo amin'ny 100m 4 lomano.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT