Rugby

Lalaon'ny Nosy Efa nahazo vola ny mpilalao


  • Talata 29 Aogositra 2023

Raha nanotaniana ny tokinaina mikasika ny rugby mandritra ny Lalaon'ny Nosy ny Filohan'ny Malagasy Rugby, Marcel Rakotomalala,

dia tsy nisalasala izy niteny fa halainy daholo na eo amin'ny lehilahy na ny vehovavy amin'ity rugby lalaovin'ny olona fito ity . Tsy misy hevitra hoy izy fa tsy maintsy azontsika ny fandresena. Narahany asa avy hatrany moa izany fahatokisana izany satria tonga dia nomeny ny mpilalao ny vola tokony ho azo raha mandresy. Nifanaraka izahay dia nomeko hoy Ramarisely tsy taitra sady mbola nampiany hoe mila vola izao ireo raiamandreny ireo noho ny fidiran'ny mpianatra. Raha efa any amin'ny fiafiana ny ho tompondaka eran-tany no misy ny vehivavy amin'izao dia ho olana amin'izy ireo raha Lalaon'ny Nosy.Ny lehilahy indray dia efa ela no manatombo isika Malagasy, hoy Marcel Rakotomalala. Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT