Fibatana fonjamby

Mandravarava hatrany ny Malagasy


  • Talata 29 Aogositra 2023

Tafakatra 29 izao ny volamena azon'ny Malagasy ary 10 ny volafotsy raha 5 ny alimo Mbola mety hiampy aza io isa io

hoy Filohan'ny Federasiona Harinelina Andriamanarivo taminay omaly. Ary nanontaniana izy hoe inona no nataony nahavita izao dia tsotra ny navalina dia ny risim-po nananan'ireo Ankizy hany raha ny hihaotra ny volalema 25 tany Maorisy no tanjona dia efa nihaotra be izy izao Raha ny enti-manana mantsy hoy izy dia tsy afaka mitahy amin'i Maorisy isika izay manana foibe fihofanana raitra indrindra aty Afrika ary tena tohan'ny fanjakana amin'ny lafiny rehetra.Omaly aza dia tonga tena an-toerana hatramin'ny Filoha Maorisianina sy ny minisitry ny Fanantanjahantena. Ny olana kely nandritry ny fanolorana ny medaly dia tsy nisy ireo hiram-pirenena.Teo anefa ny tomponandraikitra avy amin'ny Cool Concept fa tsy nasiany sira. Sa noheverina fa tsy misy dikany izany.
Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT