- Alarobia 21 Martsa 2018
Sosialy.Lolona mpanasa lamba 8.000 Ar isan-kerinandro ny karama raisiny
10 taona nanasana lamba i Lolona ankehitriny, renim-pianakaviana iray monina eny Avaradrano eny. Hatreto, tsy mbola tena nisitraka ny tsiron’ity asa ity ny tenany, raha araka ny fanazavany fa aretina aza no azo, indrindra ny ririnina.
Hamaky ny tohiny
