Sosialy

Paik’ady fitadiavana asa Hita eny amin’ny SIM ny Jobfair


  • Sabotsy 23 Jona 2018

5 taona izao no efa nisy teto Madagasikara ny paikady Jobfair izay hanamorana ny fitadiiavana asa.

Niforona tany Etazonia izy ity ary efa nanampy olona an-tapitrisany. Moramora kokoa ny fampihaonana ny mpitady asa sy ny manana tolotr’asa amin’io ary haingana ny fifaneraserana sy ny fifanakalozana. Hita etsy amin’ny  Salon de l’Industrie de Madagascar, tontosaina etsy amin’ny Zone Forello Tanjombato, ny Jobfair. Hita eny an-toerana ary mandray anjara ao ny gazety Job, izay gazety manamora hatrany ny tolotra sy ny tinady teo amin’ny sehatry ny asa. Hita eny an-toerana ihany koa ireo tompon’andraikitra voaofana amin’izany sehatra izany, afaka mandray ireo rehetra liana. Tsy ny tolotr’asa ihany moa no hiandraketan’ny gazety Job fa eo ihany koa ny sehatry ny fiofanana sy fampianarana isan-tsokajiny.

 

                                                                                                       RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT