Sosialy

Mpandraharaha misehatra amin’ny angovo Hanome vahaolana ny mpitondra


  • Alarobia 12 Septambra 2018

Nampahafantarina omaly fa hisy ny atrikasa goavana izay ho tanterahin-drizareo avy eo anivon’ny fivondronan’ny mpandraharaha misehatra eo amin’ny tontolon’ny angovo na GBPEM ny 14 sy 15 septambra izao etsy Andrefan’Ambohijanahary.

 

 

 

 Araka ny fanazavana dia hitondra vahaolana ho an’ny mpitondra indray ireo mpandraharaha ireto mikasika ny olana misy eo anivon’izany ankehitriny. Isan’izany olana izany, hoy izy ireo, dia mbola tsy misy afa-tsy ny 15%n’ny angovo eto ihany ankehitriny no hisitrahan’ny mponina. Mbola misy 85% tokony trandrahana noho izany, hoy izy ireo. Tokony ho ataon’ny fitondrana laharam-pahamehana mihitsy io resaka famatsiana arak’angovo io. Vahaolana isan’ny hitanay, hoy izy ireo, ny fanalefahana ny resaka hetra eo amin’izay resaka angovo izay. Efa tsara ilay fanalefahana izany eo amin’ny resaka angovo azo avy amin’ny masoandro fa ny resaka angovo rehetra mihitsy anefa no ilaina irosoana amin’izay, hoy izy ireo.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT