- Alakamisy 23 Aogositra 2018
Sosialy.Hopitaly CHU-JRA sy Befelatanana Efa samy mahatsabo tsara ny homamiadana
Efa azo sitranina tsara eto amintsika ny aretina homamiadana fa tsy voatery mandeha any ivelany intsony ny marary.
Hamaky ny tohinyEfa azo sitranina tsara eto amintsika ny aretina homamiadana fa tsy voatery mandeha any ivelany intsony ny marary.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny mbola hilofosan’ny fikambanana HAFARI Malagasy hatrany hatreto ny ady amin’ny fahantrana misy eto amin’ny firenena.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana tetsy amin’ny Telozoro Andrefanambohijanahary ny fikambanana Tanora zanaky ny faritra Atsimo omaly talata 21 aogositra.
Hamaky ny tohinyHotanterahina ny 31 aogositra ka hatramin’ny 01 septambra ho avy izao etsy amin’ny Hotel Carlton Anosy ilay salon RSE et initiative pour le developpement durable karakarain’ny kabine Ur CSR Consulting.
Hamaky ny tohinyNy kopia mari-pahaterahana no fototra maha olona ny olona iray, hoy i Nantenaina mpihira.
Hamaky ny tohinyNahazo toeram-pandidiana raitra sy moderna ny hopitalin’ny distrika any Soavinandriana (CHRD2). Nahazo fotodrafitrasa vaovao mahazaka mpianatra miisa 350 ihany koa ny lisea teknika. Ireo fotodrafitrasa roa sosona ireo no notokanan’ny filoha Hery Rajaonarimampianina tany an-toerana omaly.
Hamaky ny tohiny