Sosialy

Zava-pisotro misy etona Manomboka mahazo vahana eto amintsika


  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018

Mihamahazo vahana tsikelikely eto amintsika amin’izao ny zava-pisotro misy etona.

Ny mpanjifa mihitsy no mitaky azy io raha araka ny fantatra ka nanosika ny orinasa Star hamokatra ny Booster Apple Mix. Raha araka ny fantatra dia anisan’ireo vokatra nomeny notsaraina ka nahazoana naoty tsara indrindra ny Booster. Izy no  vokatra fahafito misy alikaola 5,6 % novokarin’ny star ary efa miparitaka manerana ny Nosy. Na izany aza anefa dia hohampahafantarina hatramin’ny faran’ny taona ny fisian’ity  zava-pisotro iray eto amintsika ity, misy tsirona voankazo  paoma. Na izany aza anefa dia tsy natao ho an’ny ankizy izy fa ho an’ny olon-dehibe irery ihany. Hiitatra amina fampiasana voankazo hafa izany famokarana zava-pisotro hataon’ny  orinasa Star izany,  mba ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT