Sosialy

Tsenan’Anosibe Nokasaina hodorana ?


  • Alakamisy 08 Novambra 2018

Nahoraka alina efa tany ho any amin’ny 11 ora alina fa misy firehetana eny amin’ny tsenan’Anosibe.

 

 Tsy ny tsena anefa no may fa trano iray ao ambadiky ny tsena, raha ny fanampim-baovao avy amin'ny Delege Kaominaly eny an-toerana ary natahorana ho tratra ny tsena eny an-toerana. Efa tonga teny an-toerana ny mpamonjy voina. Ny feo mandeha hafa ihany koa dia tafiditry ny politika maloto ity resaka fandorondoroana ity noho izao toe-draharaha mafampana izao.Ny nampanahy ny maro dia ny hoe sao lahy ka misy ambadika politika noho ny fifidianana io afo nidedaka tampoka teny Anosibe io ? Tsikaritra ihany mantsy halina fa nisy ny andian’olona somary maherihery fihetsika tamina faritra maromaro teto Antananarivo renivohitra.  

Toky R

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT