- Zoma 12 Oktobra 2018
Sosialy.Boriborintany fahatelo Hahazo fotodrafitrasa miavaka izay tanàna tena madio
Raikitra ny fifaninanana tanàna madio, eo anivon’ny Boriborintany fahatelo. Mialoha ny hanatanterahana ilay tetikasa fanamboarana fotodrafitrasa entina hanatsarana ny tanànan’Antananarivo no hanatontosa izany, mba hampisy lanja ny fotodrafitrasa mitsangana.
Hamaky ny tohiny
