Sosialy

Fakon’Antananarivo Nanaitra ny minisitry ny rano Ravalo


  • Talata 27 Novambra 2018

Tsy nahavita ny iraka nampanaovina azy momba ny fanesorana fako ny lefitra voalohan’ny ben’ny tanànan’Antananarivo ka naato tamin’ny asany ary efa nosoloina olona vaovao.

 

 

 

Tsy maintsy mitady vahaolana foana isika, hoy i Marc Ravalomanana omaly teny amin’ny lapan’ny tanàna ka nandefa hafatra ho an’ny minisitry ny rano Roland Ravatomanga , izay mpiahy mivantana ny SAMVA izy hoe : raha misy olona na tompon’andraikitra tsy mahavita ny asany dia soloy izy na mikaroha vahaolana hafa. Azo atao tsara ny manofa kamio raha tsy ampy ny misy, hoy izy…Tsy te hahalala izay olana ara-teknika ny olona fa ilay tanàna maloto sy mamoaka fofona no fantany. Tsy maintsy averina amin’ny hasiny Antananarivo Renivohitra fa tsy azo ekena intsony izao.Niteny tamin’ny maha mpanolotsaina manokan’ny ben’ny tanànan’Antananarivo azy moa i Marc Ravalomanana raha nanao io fanambarana io omaly teny Analakely.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT