Sosialy

Sabotsy Fifanampiana Za’Gasy Teny Manjakamiadana indray no nanatanterahana azy


  • Alatsinainy 26 Novambra 2018

Araka ny teny efa nifanomezana, hoy Ratiharison Jean Navandahy filohany, dia nifamotoana teny amin’ny fokontanin’i Manjakamiadana indray ireo mpikambana Za’Gasy

 

 

 

 tarihany nanatanteraka ny hetsika faharoan’ny Sabotsy Fifanampiana. Araka ny fangatahan’ny mpikambana maro, na dia efa nisy zanaka mpikambana niisa 50 aza no efa notolorana fanampiana hoenti-miatrika ny taom-pianarana 2018-2019 dia nampiana 100 izany teny amin’ny fokontanin’i Manjakamiadana tamin’ny sabotsy 24 novambra 2018 teo.  Mazava loatra, hoy ity filohan’ny Za’Gasy ity fa hetsika ara-tsosialy hafa indray no hotanterahanay amin’ny sabotsy manaraka.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT