• Sabotsy 01 Desambra 2018
Sosialy.Famokarana herin’aratra amin’ny alalan’ny toha-drano Manankarena toerana i Madagasikara

Natolotra sy nampahafantarina omaly Zoma 30 Novambra tetsy amin’ny ministeran’ny angovo etsy Ampandrinomby ny fampahafantarana ny drafitra ho amin’ny fampiroboroboana ny fitaovana vaventy entina mamokatra herinaratra amin’ny alalan’ny toha-drano.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Sosialy.CANAL PLUS Madagascar Hanokatra ilay fahitalavitra “Père noel” ho fiatrehana ny fety

Herinandro telo eo sisa no isaina dia hianoka tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona isika. Ho famalifaliana ny mpanjifa rehetra dia hiverina hanokatra indray fahitalavitra “Père noel” ny Canal Plus Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Sosialy.Kilalaon’ny ankizy any ivelany Efa misy tonga eto amintsika ireo karazany avo lenta

Tsy ho latsa-danja amin’ny any ivelany intsony isika eto Madagasikara raha ny resaka kilalao ho an’ny ankizy no jerena. Nanokatra toeram-pilalaovana goavana, indrindra eto Madagasikara mantsy ny Centre commercial Akoor digue eny Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Sosialy.Fandraisana manana fahasembanana an-tsekoly Manomboka mitombo isa

Ny alatsinainy 3 desambra ho avy izao no andro iraisampirenena ho an’ireo olona manana fahasembanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Novambra 2018
Sosialy.Boriborintany fahatelo Raikitra ny fanadiovan-tanàna

Nanadio ny faritra manodidina an’i Behoririka sy Magro ny avy ao amin’ny Boriborintany fahatelo Kaominina Antananarivo Renivohitra omaly alakamisy 29 novambra, hetsika izay tafiditra ao anatin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Novambra 2018
Sosialy.Fanalana ny fakon’Antananarivo Misy vokany ny fanampian’ny CUA ny SAMVA

Efa hita taratra ny vokatry ny hetsiky ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), taorian'ny toromarika nomen'ny ben'ny tanàna Lalao Ravalomanana,

Hamaky ny tohiny
FTT