• Talata 27 Novambra 2018
Sosialy.Fakon’Antananarivo Nanaitra ny minisitry ny rano Ravalo

Tsy nahavita ny iraka nampanaovina azy momba ny fanesorana fako ny lefitra voalohan’ny ben’ny tanànan’Antananarivo ka naato tamin’ny asany ary efa nosoloina olona vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Novambra 2018
Sosialy.Fakon’Antananarivo Nanaitra ny minisitry ny rano Ravalo

Antso mivantana avy hatrany amin’ny minisitry ny rano sy ny ben’ny tanàna no nataon’Andriamatoa Marc Ravalomanana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Novambra 2018
Sosialy.Tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka Lasibatra ny 65 %-n’ny ankizy ao Matsiatra ambony

Tafakatra 65 % ny tahan’ireo ankizy lasibatry ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka ao amin’ny Faritra Matsiatra Ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2018
Sosialy.Anosibe nitrangana hain-trano Tsy azo anorenana trano hazo intsony

Mba ho fiarovana ny ain’ny mponina dia tsy azo anorenana trano hazo intsony ao amin’ny fokontany Anosibe Andrefana I, toerana nisian’ilay hain-trano goavana namoizana ain’olona efatra farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2018
Sosialy.Sabotsy Fifanampiana Za’Gasy Teny Manjakamiadana indray no nanatanterahana azy

Araka ny teny efa nifanomezana, hoy Ratiharison Jean Navandahy filohany, dia nifamotoana teny amin’ny fokontanin’i Manjakamiadana indray ireo mpikambana Za’Gasy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Novambra 2018
Sosialy.Hentitra ny kaominina Araha-maso akaiky ny fanalana ny fako eto an-drenivohitra

Taorian’ny fidinana ifotony nataon’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ny alatsinainy 19 novambra lasa teo nijery ireo fako misavovona teny Alarobia ,

Hamaky ny tohiny
FTT