• Alakamisy 06 Desambra 2018
Sosialy.Tata-drano tentsina eto Antananarivo Nanadio teny 67Ha sy Ambodinisotry ny kaominina

Na dia efa nampitaraina ny maro aza ny firotsahan’ny ranon’orana teto an-drenivohitra nanomboka ny alahady hariva teo dia fantatra fa mbola hitohy hatramin’ny faran’ny herinandro izany, araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Desambra 2018
Sosialy.Boriborintany fahenina Nilatsaka nanadio ny ekipa teknika

Mitohy hatrany ny asa fanadiovana ataon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2018
Sosialy.Orinasa Kraoma S.A Mitokona sy mitaky ny fialan’ny Rosianina eto

Nanatanteraka fitokonana nanoloana ny orinasan’izy ireo tetsy Ampefiloha nanomboka omaly ireo mpiara-miasa eo anivon’ny orinasam-panjakana Kraoma S.A.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2018
Sosialy.Vidin-tsolika Nisondro-bidy indray

Nahitana fiakarany 50 Ar isaky ny litatra indray ny vidin’ny solika eny amin’ireo tobim-pivarotanana izany nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2018
Sosialy.Fampihenana ny loza voajanahary Handray anjara amin’ny fiatrehana izany i Madagasikara

Handray anjara amin’ny fiatrehana ny fampihenana ny fiantraikan’ny loza voajanahary amin’ny mpiara-belona i Madagasikara taorian’ny nanatanterahana ilay fifanarahana tany Sendai Japon nosoniavin’ireo firenena maro maneran-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2018
Sosialy.Tsy fanjarian-tsakafo eto Madagasikara Hahena hatrany amin’ny 32%

Raha niompana tamin’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mahery vaika mpahazo ny zaza hatrany ny ady nataontsika teto Madagasikara tato anatin’ny folo taona lasa izay dia haompana amin’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka indray izany manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
FTT