• Talata 04 Desambra 2018
Sosialy.Fanajana fitsipika fanariana fako Olona miisa 151 no hiandry ireo bakan-jaoridira

Ho fandrindrana sy ho fitandroana ny fahadiovana tsy hiparitahan’ny loto manodidina ny dabam-bako eto amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) dia olona miisa 151 manomboka izao no apetraky ny kaominina hiandry ireny dabam-pako iombonana ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Sosialy.Fanangonana fako eto Antananarivo Tsy mazavazava ny fiasan’ny RF2 sy ny fokontany sasany

Mbola tohin’ilay fitantanana fako mamofompofona politika mampifanolana ny CUA amin’ny SAMVA ve sa zavatra hafa ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Sosialy.Rano tapaka lava eny Itaosy Efa mba nahitana mangirana kely tao anatin’ny telo andro

Tena tsy nihemotra tokoa ireo mponin’Itaosy ny faran’ny herinandro teo fa nanatanteraka hetsika fanairana teny amin’ny siniben-drano teny Ambohidrapeto na dia tsy nilanja sorabaventy nitety tanàna aza ho fitandroana ny filaminana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Desambra 2018
Sosialy.Asa sosialy eny Atsimondrano Nitsangana ara-ofisialy ny Fikambanana Tsiorintsoa

Manampy ny mpiara-belona no antom-pijoroan’ny Fikambanana Tsiorintsoa eny Antananarivo Atsimondrano, tarihin-dRamatoa Nofy Lalaina Haingoharijaona.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Sosialy.Totoafo ny fanalana ny fakon’Iarivo Nanampy kamiao miisa 20 indray ny CUA

Mitohy hatrany ny fanomezan-tanana ny SAMVA amin’ny fanesorana ny fako eto amin’ny tanànan’Antananarivo ataon’ny CUA, na tsy andraikiny aza izany,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Desambra 2018
Sosialy.Herisetra amin`ny vehivavy Nitombo ny isa ireo mila vonjy eny amin’ireo CECJ

Tsy mitsaha-miakatra ny tahan’ny herisetra mahazo ny vehivavy tao anatin`ny telo (3) taona izay tafiakatra 115% raha ny tarehimarika voaray teo anivon`ireo CECJ (Centre d’Ecoute et de Conseils Juridique) tohanan`ny Tahirin’ny Firenena Mikambana momba ny Mponina (UNFPA),

Hamaky ny tohiny
FTT