• Alakamisy 13 Desambra 2018
Sosialy.Fitantanana ny fako eto an-drenivohitra Tsy maintsy nitady vahaolana hafa ny kaominina

Toe-javatra iray zary hita ho misy manararaotra ho fitaovana politika amin’izao fotoana izao ny fitantanana ny fako eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Desambra 2018
Sosialy.Ankatso Nesorina avokoa ireo tany ahiana hihotsaka

Vonona hiatrika ny fotoam-pahavaratra ireo mponina ao anatin’ny Boriborintany faharoa, kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Desambra 2018
Sosialy.Tetibola hiatrehana ny fety 50.000 Ar ny farany ambony ho ana tokantrano maro

Roa herinandro latsaka sisa dia higadona ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Desambra 2018
Sosialy.Fankalazana ny fetin’ny noely Ankizy kamboty sy sahirana miisa 4.200 nahazo fanampiana

Herinandro vitsy sisa dia hianoka tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny Noely isika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Desambra 2018
Sosialy.Boriborintany fahatelo Nodiovina ny tatatra ho fisorohana ny rano miakatra

Manoloana ny mety ho fiakaran’ny rano matetika eny amin’iny faritra Mahavoky Besarety iny, indrindra amin’izao fotoam-pahavaratra izao dia nanadio ireo tatatra hivarinan’ny rano maloto ny Boriborintany fahatelo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Desambra 2018
Sosialy.Goragoran’ny rafitra mpaka fako RF2 sy ny fokontany Notsikerain’ny delegen’ny boriborintany fahatelo

Manoloana ny fomba fiasan’ny rafitra mpaka fako eo anivon’ny boriborintany fahatelo na RF2 dia nitondra fanazavana mikasika ny antony maha goragora azy io ankehitriny ny delegen’ny boriborintany fahatelo, Hery Razafintsalama.

Hamaky ny tohiny
FTT